Blaogy nosokafana mba hiresahana ny tontolon'ny informatika eto Madagasikara. Tsy dia isan'ireo manam-pahaizana firy amin'io sehatra io aho, fa manan-kambara kosa. Hifampidinihina ato ny fivoaran'ny informatika eto amintsika. indrindra moa fa natao ho lohalaharana ny teknolojia ifandraisana...