Tontolon'ny informatika malagasy

Blaogy ampahafantarana ny fivoarana na fahataran'ny tontolon'ny informatika eto Madagasikara.

Tonga soa otati!

otati | 10 Septambra, 2006 14:46

Blaogy nosokafana mba hiresahana ny tontolon'ny informatika eto Madagasikara. Tsy dia isan'ireo manam-pahaizana firy amin'io sehatra io aho, fa manan-kambara kosa. Hifampidinihina ato ny fivoaran'ny informatika eto amintsika. indrindra moa fa natao ho lohalaharana ny teknolojia ifandraisana eto. Teny Malagasy ny Blaogy.com koa ezahina ho toa izany koa ny OTATI. Miroborobo io sehatra iray eto Madagasikara. Betsaka ny efa mampiasa solosaina. Efa miha-mora ny vidiny ankehitriny. Maro ihany koa ireo toerana azo ifampiresahana sy azo itsidihana ny ATERINETO. Raha te-hahafantatra bebe kokoa ahy dia ato ny tranonkala mba nataoko ito.
Misaotra anao nitsidika.
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb